<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Ndriana RAMAMONJY</author>
<hymn_number>75</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Iza no namorona, tany sy ny lanitra,
 Trondro sy ny vorona?
 Moa tsy Andriamanitra?
 'Ry masoandro iry sy ireo fahazavany,
 Hoy Izy hoe : &quot;Misia !&quot;, dia indro nisy izany.

[V2]
 Izay rehetra vita dia hitany fa tsara,
 Ts'isy ny tomika fa tsara karakara,
 Moa va tsy toy izany no nanaovany ahy,
 Tsy vatako ihany fa saina sy fanahy.</lyrics>
<title>IZA NO NAMORONA ? ASAFA75</title>
</song>